\v 11 Ka miseto manahaky gny harpa ho an'i Moaba gny foko, vo gny agnatiko ao ho an'i Kira Hareseta.\v 12 No fa mapisiky gn'ainy agny amin'gny toera abo i Moaba ka milisy gny tepoliny bo hivavaky, dra sy hahataterak ndre ino ndre ino gny vavany.