\v 5 Fa gny fa mamogn' ny lio an-dagnisy gny sabatro; indro, amizao hizoso agny Edoma izany, eo amign' ny vahoaky ze hatokako amign' ny fandrava. \v 6 Gny sabatr' i Yaveh dra mitete lion' ereo zanak' agnondry vo ereo osilahy, rakosy gny tavign' ny tegnan' ereo agnondrilahy. Fa mana fagntisy ao Bozra vo famonoan