Toko faha 33 \v 1 Loza ho andrareo, ry mpandrava ze tsy mbo nirava! Loza ho an' ny mpamadiky ze tsy mbo nivadihan' ereo! Gny mihato amign' ny famoteha handrareo, dra ho potehy! Gny mihato amign' ny famadiha handrareo, dra hivadihan' ereo.