\v 16 Ry Yaveh, tamin'gny horohoro gny nagnitian'ereo Anao; nibisiky vavaky ereo no fa tao amin'ereo gny fagnanaranao.\v 17 Manahaky gny apela bevoka mariny andro hiteraha, amin'gny fotoa mapihesi-zaza anazy dra mitaray amin'gny fiteraha, dra manahaky anizay koa zahay eo agnolonao, ry Tompo.