\v 7 Reo zanadahy naterakao, ze fa nitezanao---ho alany ero, dra hazary tandapa eo amin'gny lapan'gny pazakan'i Babylona ereo.""\v 8 Boakeo Hezekia nizaka tamin'i Isaia ho: "Soa gny zakan'i Yaveh ze fa noresahinao. "Fa nihevisy izy ho: "Hisy fiadagna vo fahamarignan-toera amin'gny androko."