\v 12 No fa avy hiseho eto agnatrehako handrareo, ia gny nangataky anizay tamindrareo, mbo hagnisaky gny kianzako?\v 13 Ka manday fagnati-pahatany sasy; fahavetaveta gny ditin-kazy magnisy aminahy, gby vola vaovao vo gny Sabata fiangona_sy afaky gny hilefisy amin'iregny fiangonan-drasy regny Zaho.