\v 9 akory gny hahafahanao manohisy dre gny kapiteny raiky ze farany masaiky amign' ny mpanomoon' ny tompoko? Nanoby gny fahatokisandrareo tamign' i Egypte noho ereo kalesy vo ereo mpikisy sovala handrareo! \v 10 Vo amin' izao, kay nandeha tatiky tsy niaraky tamin' i Yaveh mba hialy hanohisy tihoky tany vo handrava izay kay zaho? Hoy Yaveh taminahy,