\v 8 Nandefa zaka hanohisy an'i Jakoba gny Tompo, vo avy teo amin'Israely zay.\v 9 Gny vahoaky aby dra hahafatasy ndre i Efraima vo gny ponin'i Samaria aza,ze mizaka amin'gny fiavognavogna vo fibohabohanin'gny fony ho: \v 10 " Fa nezera gny biriky, fe hasangasika amin'gny vato fandraky ndraiky zeho; fa voatapaky gnyamota, fa ho solosika sedera eo amin'gny toerany."