\v 5 Mitenoa gny zakan'i Yaveh, hanao ze mangovidy amin'gny zanaky ho: "Reo rahalahiniha ze malay vo magniliky aniha nohon'gny agnarako nizaka ho: 'Aoky homem-boninahisy i Yaveh, dra ahita gny hafalianiha Izy,' fa ho megnasy ereo.