\v 17 Ry Yaveh, nagnino gny enganiha hirerirery hiala amin'gny lalaniha zahay dra magnamafy gny fonay, so sy hagnekenay Aniha? Miheregna nohon'gny amin'ireo panoponiha', gny fokon'gny lovaniha.