\v 10 Fa nikomy sady sosotry tamin'gny Fagnahy Masy ereo. Dra nazary fahavalon'ereo Izy dra nialy hanohisy andreo.