\v 20 Fe reo rasy fagnahy dra manahaky gny ranomasy misamboaravoara, ze sy afaky mizano, vo gny ranon'izeho dra fotaky misamboaravoara. \v 21 Sy misy fiadagna ho an'ize rasy fagnahy_ho Zagnahary."