\v 1 Maty gny mary, fe sy mihevisy anizeho, dra navory gny olon'gny faneke mahatoky, fe sy misy oo mahatakasy fa avory ;at'amin'gny rasy gny mary.\v 2 Milisy ao amin'gny fiadagna izy; miala rokaky eo am-pandriany ereo, dra ireo ze mandeha amin'gny fahisiany.