\v 8 Fa gny fihevisiko sy fihevisindrareo, na gny lalandrareo gny lalako__zeho gny fagnambaran'i Yaveh__ \v 9 Fa manahaky gny hahabon'gny lagnisy ze abo kokoa noho gny tany, gny hahabon'gny lalako kokoa anoho gny lalandrareo, vo gny fihesiko mihoasy noho gny fihevisindrareo.