\v 12 Noho zeho dra hagnome anazy gny anzarany eo amin'ireo maro zaho, dra hizara reo babo amin'gny maro izy, akory napiharihary gny vatany tamin'gny fahafatesa izy dra nahy ho isan'ireo pandika lalagna. Nanday gny otan'gny maro izy dra nagnelagnela reo pandika lalagna.