\v 6 Sika aby dra manahaky gny agnondry ze nandeha tamin'gny lalan-diso; samby nandeha tamin'gnylalany aby sika, vo Yaveh nametraky gny fahotasika aby teo aminazy.