\v 23 Gny pazaka gny ho ra pamelo aniha, voreo panzakavaviny gny ho pifehy aniha; hiankohoky miaraky amin'gny tarehiny amin'gny tany aminiha ereo dra hamafa gny botany eo an-tombokiniha; dra ho fataniha fa Zaho gny Yaveh; reoze nandigny anahy dra sy ho megnasy."