\v 12 Ingo, ho avy lat'agny amin'gny alavisy ereo, gny sasany lat'agny amin'gny avarasy vo gny asinagna; vo reo sasany lat'agny amin'gny tanin'gny Sinima. \v 13 Mihira, ry lagnisy, dra mifalia, ry tany; mivakia amin'gny fihira, handrareo ry tendrombohisy! Fa makahery gny olony Zagnahary, sady hana fangoraham-po amin'ireo ory.