\v 5 Ndroany Yaveh dra mizaka _IZy gny namoro anahy hatramin'gny nahaterahako ho panopony, so hapihery amin'gny laoniny ndraiky an'i Jakoba ho anazy vatany, dra hapitambasy gny Israely ho eo aminazy, fa omem-boninahisy eo amason'i Yaveh zaho, dra nazary heriko gny Zagnahariko_ \v 6 dra ho izy: "Raha keliky aminiha ny ho panopoko ze hagnory ndraiky gny fokon'i Jakoba dra hapihery reo sisa sy maty amin'gny Israely. Hanao ho fahazava aniha amin'gny Jentilisa Zaho, hanao ze mety ho famonzeko agny am-paran'gny tany."