\v 23 Miansa, handrareo ry lagnisy, fa Yaveh gny nanao anizeho; mikiaha, handrareo ry halalikin'gny tany. Mihobia amin'gny fihira, handrareo ry tendrombohisy, hanao ry ala mbamin'gny hazo iaby ao; fa navotan'i Yaveh i Jakoba, dra hahita gny voninahisiny ao Israely.