\v 1 Ingo, gny panopoko, ze tantagnako; gny nifiliko, ao aminazy gny andrambesako sitraky. Fa napetrako teo aminazy gny Fagnahio; handay rariny eo amin'ireo firene izy. \v 2 Sy hitaray na hihiaky izy, na hanao gny feony ho re an-dala.