\v 5 Dra ho Isaia tamin'i Hezekia ho: " Tenoy gny zakan'i Yaveh tompon'gny maro:\v 6'Ingo, avy gny andro zay handesa gny raha aby ao amin'gny lapanao, reo raha ze nitehhirizin'ireo razambenao mandrak'androany ho agny Babylona. Sy hisy ho tavela, ho Yaveh.