\v 4 Nizaka tamin' ereo gny lahibe manam-pahefa ho: ''Zakao amin' i Hezekia fa gny mpazaka lahibe, mpazakan' i Asyria, dra mizaka ho: ''Ino gny loharanogn' ny tokindrareo? \v 5 Tsy mizaka afa-tsy zaka tsy dra taliavy handrareo, mizaka fa misy torohevisy vo hery @gn' ny aly. Amizao amin' iza gny itokiandrareo? Iza gny hankahery andrareo hikomy hanohisy anahy?