\v 8 Fa ho andro famalian' i Yaveh zay vo ho tao famaliany gny aamign' ny Ziona. \v 9 Gny rian-dranon' i Edoma dra ho avy dinty, gny vovokiny ho solifara, vo gny taniny hivaliky dinty mirehisy. \v 10 Hirehisy andro amagn' aly zay; gny hoton' izay dra haharisy mandrakizay; amign' ny taranaky mifandimby dra ho tany ngaza zay; tsy hisy olo handrio eo amin' izay mandakizay doria.