\v 5 Hatoby amin'gny fagneke mahatoky gny seza fiandriana; vo gny raiky laha tamin'gny lain'i Davida dra hitoby ao apahatokia. Hisara manahaky gny fitaliava gny rariny izy sady hanao fahamarigna.