\v 1 Loza ho andreo ze manao lalana sy araky gny hisiny vo manorasy lily sy ara-drariny.\v 2 Sy magnome rariny gny ory izy, mandroba gny oloko mizaly amin'gny zony ereo, mandroba gny pinaday vata, vo manao gny kamboty ho hazan'ereo!