\v 8 Gny Renirano dra hifaoky manombpky amin'i Joda ao, hanondraky vo hamakivaky, mandra-hiavin'zay amin'gny tarafeon'iha eo. Reo elasy mivelasy dra hamono gny sakan'gny tany,ry Imanoela.