\v 3 Nagnagny amin'gny paminany apela zaho, vo nanagn'anaky dra hiteraky zaza lelahy izy. Vo Yaveh nizaka taminahy ho: "Ahivo ho: "Mahera-salala-hasi-baza.' gny agnarany.\v 4 Fa mialohan'gny hahezan'gny zaza mitoka ho: " Babako, vo neniko, dra hangalaky gny harenan'i Damaskosy vo gny babon'i Samaria gny pazakan'i Asyria."