\v 26 Dra hananga fagneva famatara ho an'ireo firene lavisy Izy dra hisioky ho an'ireo agny am-paran'gny tany. Ingo, ho avy malaky dra avy hatragny ereo.