\v 25 Dra noho zeho gny hahorian'i Yaveh dra nirehisy amin'ireo olony. Fa naninzisy gny tagnany manohisy andreo sady fa magnasazy andreo Izy. Hangitakitaky reo tendrombohisy, vo gny faitn'ereo dra manahaky gny fako egny am-dala. Amin'izeho raha aby zeho, dra sy boo miafa gny hahoriany; fe koa, bo hihinzisy avo gny tagnany.