\v 15 Gny olo dra sere hiankohoky, vo gny olombelo dra hahetry; gny mason'gny avo dra hazoso. \v 16 Yaveh Tompon'gny maro dra hisondrosy amin'gny fisarany, vo gny Zagnahary Gny Masy haneho gny vatany ho masy amin'gny alalan'gny fahamarignany. \v 17 Vo gny agnondry dra hifaha manahaky gny egny amin'gny tanim-bilony avo, vo tao amin'gny korota, reo zanak'agnondry dra hihina manahaky gny vahiny.