auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-30 04:59:31 +02:00 committed by root
parent 958648fe55
commit f82503f735
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Mifohaza, mifohaza, misangana, ry jerosalema, hanao ze fa nino tamin'gny tagnan'i Yaveh boaky tamin'gny lasetin'gny hahoriany; hanao ze fa nino tamin'gny lasety, hatregny amin'gny faikany ambany amin'gny kapoakin'gny fivembegna. Sy misy tamin'ireo zanadahiny aby ze naterany bo hitariky anazy; sy misy tamin'ireo zanadahiny ze nasangany bo hitanta anazy.
\v 17 fohaza, mifohaza, misangana, ry jerosalema, hanao ze fa nino tamin'gny tagnan'i Yaveh boaky tamin'gny lasetin'gny hahoriany; hanao ze fa nino tamin'gny lasety, hatregny amin'gny faikany ambany amin'gny kapoakin'gny fivembegna. \v 18 Sy misy tamin'ireo zanadahiny aby ze naterany bo hitariky anazy; sy misy tamin'ireo zanadahiny ze nasangany bo hitanta anazy.

File diff suppressed because one or more lines are too long