auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-10 09:36:23 +02:00 committed by root
parent 0f9046b7cf
commit f1fef95d0e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Nisy feo nitoka fatrasy ho: " Omano gny lalan'i Yaveh agny an'efisy; manaova lalam-be agny amin'gny tany foa ho an'gny Zagnaharisika."\v 4 Gny lohasaha aby dra hasandrasy, vo gny tendrombohisy vo gny havoa aby dra hakary; vo gny tany m
\v 3 Nisy feo nitoka fatrasy ho: " Omano gny lalan'i Yaveh agny an'efisy; manaova lalam-be agny amin'gny tany foa ho an'gny Zagnaharisika."\v 4 Gny lohasaha aby dra hasandrasy, vo gny tendrombohisy vo gny havoa aby dra hakary; vo gny tany mideza ho lembalemba, vo reo tany saro-dala hazary temaky;\v 5 vo gny voninahis'i Yaveh dra ho apahafatary, vo gnyvahoaky aby hindray hahita anizay; fa gnny vavan'i Yaveh gny nizaka anizay.