auto save
This commit is contained in:
parent
3fb1bae6a8
commit
ef5dd94e9e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 16 Taliavo ao amign' ny horonan-taratasin' i Yaveh; fa tsy misy raiky amin' ereo tsy ho ao. Tsy misy tsy hanana nama; fa gny vavany gny mandidy izany, vo gny fagnahiny gny mangoro an' ereo. \v 17 Nanao filoka hon' ny toerany ereo izy, vo gny tagnany gny handrefy an' izay tamign' ny taly hon' ereo. Ho tompon' izay mandrakizay ereo; hatramign' ny taranaky faramandimby
|
\v 16 Taliavo ao amign' ny horonan-taratasin' i Yaveh; fa tsy misy raiky amin' ereo tsy ho ao. Tsy misy tsy hanana nama; fa gny vavany gny mandidy izany, vo gny fagnahiny gny mangoro an' ereo. \v 17 Nanao filoka hon' ny toerany ereo izy, vo gny tagnany gny handrefy an' izay tamign' ny taly hon' ereo. Ho tompon' izay mandrakizay ereo; hatramign' ny taranaky faramandimby gny hitobohan' ereo
|
Loading…
Reference in New Issue