auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-04-14 10:35:57 +02:00 committed by root
parent dd18f98da4
commit ed81d82fe8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 hoy izy taminazy: ''Hoy i Hezekia hoe: 'Tihoky andro tihoky dra andron' ny fahoria, fibedesa, vo fanglam-baraka, manaky gny zaza fa ho teraky, nefa gny reniny dra tsy mana hery hiteraha gny zanany. \v 4 Mety ho ren' i yaveh zagnaharinaoavo koa ereo zakan' ny lahiben' ny mpifehy, ze nirahin' ny mpanjakan' i Asyria mba hihasy an-dRagnahary velo, dra hizaka fatrasy ereo zaka ze ren' i Yaveh Zagnaharinao. Amizao dra asandrato ho an' ze bo tavela eto gny vavakao.''
\v 3 hoy izy taminazy: ''Hoy i Hezekia hoe: 'Tihoky andro tihoky dra andron' ny fahoria, fibedesa, vo fanglam-baraka, manaky gny zaza fa ho teraky, nefa gny reniny dra tsy mana hery hiteraha gny zanany. \v 4 Mety ho ren' i yaveh zagnaharinaoavo koa ereo zakan' ny lahiben' ny mpifehy, ze nirahin' ny mpanjakan' i Asyria mba hihasy an-dRagnahary velo, dra hizaka fatrasy ereo zaka ze ren' i Yaveh Zagnaharinao. Amizao dra asandrato ho an' ze bo tavela eto gny vavakao.'''