auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-03-26 09:08:04 +01:00 committed by root
parent 0f66237823
commit e4a8a2d5b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Indro, gny agnaran' i Yaveh dra avy agny amigny toera lavisy, mihehisy amign' ny fahoriany vo gny hoto matevy. Feno fahavignira gny malony, vo gny lelany dra hanahaky gny afo mandevo. \v 28 gny fofonainy dra manahaky gny fikizagn' ny riaky ze mahatrasy boakagny amign' ny vozo masaiky, mba haniva
\v 27 Indro, gny agnaran' i Yaveh dra avy agny amigny toera lavisy, mihehisy amign' ny fahoriany vo gny hoto matevy. Feno fahavignira gny malony, vo gny lelany dra hanahaky gny afo mandevo. \v 28 gny fofonainy dra manahaky gny fikizagn' ny riaky ze mahatrasy boakagny amign' ny vozo masaiky, mba haniva gny firenena amign' ny sivan' ny fandringana. Gny fofonainy dra hisatra amign' ny valagnoragn' ny olo mba hahatonga ane