auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-03-31 03:21:47 +02:00 committed by root
parent 612d4dd581
commit e44aa7104f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 36 \v 1 Tamign' ny tao faha efasy ambin' ny folo nazakan' i Hezekia mpanjaka, Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dra nanafiky ereo tana aby mimandan' i Joda vo nababo an' ereo. \v 2 Dra nalefan' ny mpanjakan' ny Asyria boak' agny Lakisa ho agny Jerosalema ho agny amin' i Hezekia mpanjaka lahibe mpifehy miaraky amign' ny tafiky lahibe. Nampifagnato gny lakan-dranon' ny farihy agnabo izy, amign' ny lalam-be magnagny amign' ny sahan' ny mpanasa lamba, vo nitsanga tamin' izay. \v 3 Gny manam-pahefa Israelita ze niboaky ambalikign' ny tana mba hizaka amin' ereo dra i Eliakima zanaky lahin' i Hilikia,
Toko faha 36 \v 1 Tamign' ny tao faha efasy ambin' ny folo nazakan' i Hezekia mpanjaka, Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dra nanafiky ereo tana aby mimandan' i Joda vo nababo an' ereo. \v 2 Dra nalefan' ny mpanjakan' ny Asyria boak' agny Lakisa ho agny Jerosalema ho agny amin' i Hezekia mpanjaka lahibe mpifehy miaraky amign' ny tafiky lahibe. Nampifagnato gny lakan-dranon' ny farihy agnabo izy, amign' ny lalam-be magnagny amign' ny sahan' ny mpanasa lamba, vo nitsanga tamin' izay. \v 3 Gny manam-pahefa Israelita ze niboaky ambalikign' ny tana mba hizaka amin' ereo dra i Eliakima zanaky lahin' i Hilikia, gny mpandrindra gny lapa, Sebna mpita-sorasign' ny mpanjaka, vo Joa zanaky lahin