auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-27 19:04:56 +02:00 committed by root
parent c55b85c85f
commit dbf74a4019
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nahatoky gny faharasiandrareo handrareo; ho handrareo ho: "Sy misy mahita anahy"; gny fahendrendrareo vo gny fahaizandrareo gny mitariky andrareo agny amin'gny lalan-diso, fa ho handrareo manao am-po ho: "Misy zaho sady sy misy ndre ia ndre ia mitovy aminahy." Handresy andrareo gny loza; sy hahavita handroaky anizeho handrareo vo gny fandraikiraikindrareo. Ho ao amindrareo gny fahapoteha; sy hahavita hamafa anizeho handrareo
\v 10 Nahatoky gny faharasiandrareo handrareo; ho handrareo ho: "Sy misy mahita anahy"; gny fahendrendrareo vo gny fahaizandrareo gny mitariky andrareo agny amin'gny lalan-diso, fa ho handrareo manao am-po ho: "Misy zaho sady sy misy ndre ia ndre ia mitovy aminahy." \v 11 Handresy andrareo gny loza; sy hahavita handroaky anizeho handrareo vo gny fandraikiraikindrareo. Ho ao amindrareo gny fahapoteha; sy hahavita hamafa anizeho handrareo. Hizera tapoky andrareo gny loza, mialohan'gny hahafatarandrareo zeho.

File diff suppressed because one or more lines are too long