auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-30 08:57:14 +02:00 committed by root
parent 966af8c359
commit cf020d638e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa sitrapon'Yaveh ho hamotiky anazy vo hanao anazy ho mararyy. Nofa nahiny ho soro ho an'gny fahota gny ainy, dra hahita gny firokafany izy, hagnalava gny androny izy, vo gny tanzon'i Yaveh dra ho tateraky amin'gny alalany. Afaran'gny fizaliany teo amin'gny fiaignany, dra hahita fahazava izy sady
\v 10 Fa sitrapon'Yaveh ho hamotiky anazy vo hanao anazy ho mararyy. Nofa nahiny ho soro ho an'gny fahota gny ainy, dra hahita gny firokafany izy, hagnalava gny androny izy, vo gny tanzon'i Yaveh dra ho tateraky amin'gny alalany.\v 11 Afaran'gny fizaliany teo amin'gny fiaignany, dra hahita fahazava izy dra ho afa-po amin'gny fahalalany. Gny panopoko mary gny hagnamary gny maro; handay gny helok'ereo.

File diff suppressed because one or more lines are too long