auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-29 10:01:28 +02:00 committed by root
parent 32e104bb7e
commit b3f6b50201
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Handrakosy aniha reo andrian-drameva, dra reo rameva tanora agny Midiana vo Efaha; reho iaby reho dra ho avy agny Sheba aby; handay volamena vo ditin-kazo magnisy reo, sady hihira fidera an'i Yaveh. Reo
Handrakosy aniha reo andrian-drameva, dra reo rameva tanora agny Midiana vo Efaha; reho iaby reho dra ho avy agny Sheba aby; handay volamena vo ditin-kazo magnisy reo, sady hihira fidera an'i Yaveh. Reo agnondry aman'osin'i Kedara aby dra havory eo aminiha, reo agnondry lahin'i Nebaiota dra hety amin'ize ilaniha; ho fagnatisy ankasitraha eo amin'gny alitarako reo; dra homeko voninahisy gny fasangeko be voninahisy.