auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-27 13:20:43 +02:00 committed by root
parent 1d2130cb4b
commit a46d4db657
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zeho gny zakan'i Yaveh: "Gny fidiram-bolan'i Egypta vo gny etam-baros'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, ze olo lava ranzagna, dra ho andesy eo aminiha. Ho aniha reo. Hagnaraky aniha regny, handeha mindray amin'gny gadra vy. Hiankohoky eo aminiha regny dra hifona aminiha hanao ho: 'Mindray aminiha vatany Zagnahary, dra sy misy hafa ankoasy Anazy."' Mary vatany fa Hanao gny Zagnahary zay magnavony gny vatani
\v 14 Zeho gny zakan'i Yaveh: "Gny fidiram-bolan'i Egypta vo gny etam-baros'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, ze olo lava ranzagna, dra ho andesy eo aminiha. Ho aniha reo. Hagnaraky aniha regny, handeha mindray amin'gny gadra vy. Hiankohoky eo aminiha regny dra hifona aminiha hanao ho: 'Mindray aminiha vatany Zagnahary, dra sy misy hafa ankoasy Anazy."' \v 15 Mary vatany fa Hanao gny Zagnahary zay magnavony gny vataniha, ry Zagnaharin'Israely, Pamonzy.

File diff suppressed because one or more lines are too long