auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-27 19:50:14 +02:00 committed by root
parent 5c8bbc785e
commit a08ec72272
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ingo, hazary mololo ereo. Hagnoro andreo gny afo. Sy hahavonzy gny ainy eo an-tagnan'gny lelan'efo ereo. Sy hisy bain'afo hagnafanaandreo sady sy hitoboku agnilan'gny afo ereo! Zeho gny fa nahavy andreo ho amindrareo, reo ze fa niara-niasa tamindrareo, say niara-nivily vo iara-nivarosy tamindrareo fony tanora handrareo, vo izy aby dra bo manao gny hamolany avo; dra nofa mitoka vonzy handrareo, dra sy hisy ndre ia ndre ia afaky hamonzy andrare
Ingo, hazary mololo ereo. Hagnoro andreo gny afo. Sy hahavonzy gny ainy eo an-tagnan'gny lelan'efo ereo. Sy hisy bain'afo hagnafanaandreo sady sy hitoboku agnilan'gny afo ereo! Zeho gny fa nahavy andreo ho amindrareo, reo ze fa niara-niasa tamindrareo, say niara-nivily vo iara-nivarosy tamindrareo fony tanora handrareo, vo izy aby dra bo manao gny hamolany avo; dra nofa mitoka vonzy handrareo, dra sy hisy ndre ia ndre ia afaky hamonzy andrareo.