auto save
This commit is contained in:
parent
8dcb4451d8
commit
9d46e2a6fb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zeho gny zakan'gny Tompo Yaveh: "Ingo, hihina gny panopoko, fa handrareo koa ho resy; ingo, hino gny panopoko, fa handrareo koa hangetaheta; ingo, hiravoravo gny panopoko, fa handrareo koa ho megnary. Ingo
|
||||
\v 13 \v 14 Zeho gny zakan'gny Tompo Yaveh: "Ingo, hihina gny panopoko, fa handrareo koa ho resy; ingo, hino gny panopoko, fa handrareo koa hangetaheta; ingo, hiravoravo gny panopoko, fa handrareo koa ho megnary. Ingo hikoraky fifalia gny panopoko nohon'gny hafaliam-po, fa handrareo koa hitomagny nohon'gny fahararian'gny fo, dra hidradradradra nohon'gny fahatorotoroan'gny fagnahy.
|
Loading…
Reference in New Issue