@ -1 +1 @@
Engao zaho
Engao zaho hihira ho an'gny malalako soa, hiran'gny malalako mikasikin'gny tanim-boalobokiny. Nana tanim-boaloboky teo amin'gny havoa tena lonaky gny malalako soa.