@ -1 +1 @@
IZy ze ha
Izy ze hagnamary anahy dra akekiko eo. Ia gny hanohisy anahy? Ndao sika hisanga dra hifagnatriky. Ia gny piapanga anahy? aoky izy hagnriny anahy. Ingo, gny Tomp Yaveh gny hagnapy anahy