auto save
This commit is contained in:
parent
a7dcb24f7a
commit
618dff37dd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nifata tamin'gny tagnany akavagna vo taming'ny sandrin'gny heriny Yaveh ho: " Azo atoky fa sy hagnome gny varinandrareo ho sakafo ho an'ireo fahavalondrareo sasy Zaho. Reo vahiny dra sy hino gny divay vaovaondrareo,
|
||||
\v 8 Nifata tamin'gny tagnany akavagna vo taming'ny sandrin'gny heriny Yaveh ho: " Azo atoky fa sy hagnome gny varinandrareo ho sakafo ho an'ireo fahavalondrareo sasy Zaho. Reo vahiny dra sy hino gny divay vaovaondrareo, ze niasandrareo.\v 9 Fa reo ze mizinza gny vary dra hihina anizeho sady hisiriry an'i Yaveh, vo reo ze mioty voaloboky dra hino gny divay ao amin'gny fisaran'gny toerako masy."
|
Loading…
Reference in New Issue