auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-04-21 16:52:27 +02:00 committed by root
parent 9764a152a8
commit 46ac0c9de9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 38 \v 1 Tamin' ereo andro ereo i Hezekiala dra narary fatrasy fa eo andalam-pahafatesa. Dra avy teo aminazy Isaia zanaky lahin' i Amoza, ilay mpaminany, vo nanao taminazy hoe: "Izao gny zakan' i Yaveh: 'Alamino gny tragnonao; fa ho maty hanao, fa tsy ho velo."' \v 2 Dra nagnody gny tarehiny magnagny amin' ny rindry i
Toko faha 38 \v 1 Tamin' ereo andro ereo i Hezekiala dra narary fatrasy fa eo andalam-pahafatesa. Dra avy teo aminazy Isaia zanaky lahin' i Amoza, ilay mpaminany, vo nanao taminazy hoe: "Izao gny zakan' i Yaveh: 'Alamino gny tragnonao; fa ho maty hanao, fa tsy ho velo."' \v 2 Dra nagnody gny tarehiny magnagny amin' ny rindry i Hezekia vo nivavaky tamin' ny Yaveh. \v 3 Hoy izy: "Mba sarovy avo le ry Yaveh, gny nandehanko am-pahatokia tamign' ny foko m