auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-23 19:34:28 +02:00 committed by root
parent b395c86c14
commit 42b3d1a4d6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miansa hira vaovao ho an'i Yaveh, vo gny fiderany hatragny amin'gny faran'gny tany; handrareo ze mizoso agny amin'gny ranomasy, vo ze iaby aminazy ao, reo tany amoronsiraky, vo reo ze mivelo agny. Aoky hitaray gny efisy vo reo tana, gny tan ze honegnan'i Kedara,
Miansa hira vaovao ho an'i Yaveh, vo gny fiderany hatragny amin'gny faran'gny tany; handrareo ze mizoso agny amin'gny ranomasy, vo ze iaby aminazy ao, reo tany amoronsiraky, vo reo ze mivelo agny. Aoky hitaray gny efisy vo reo tana, gny tan ze honegnan'i Kedara, dra hikoraky amin'gny fifalia! Aoky hihoby gny ponin'i Sela; aoky hikoraky boaky eo an-tapon-tendrombohisy ereo