auto save
This commit is contained in:
parent
ca32edd748
commit
34237bc564
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Sy zeho se gny fifadia safiliko: Gny hagnafaky gny famatoran'gny faharasia, gny hamaha gny talin'gny zioga, gny hagnafaky reo torotoro, gny hanapaky gny zioga aby? Sy gny hizara gny mofoniha amin'gny resy vo handa
|
||||
\v 6 Sy zeho se gny fifadia safiliko: Gny hagnafaky gny famatoran'gny faharasia, gny hamaha gny talin'gny zioga, gny hagnafaky reo torotoro, gny hanapaky gny zioga aby? \v 7 Sy gny hizara gny mofoniha amin'gny resy vo handay reo mahantra vo reo sy manan-kelofa ho ao am-pasangeniha se?" Nofa mahita olo miborida hanao, dra tokony hapitady annazy; sady dy tokony hagnavony gny vataniha amin'ireo havaniha avo hanao.
|
File diff suppressed because one or more lines are too long
Loading…
Reference in New Issue