diff --git a/45/14.txt b/45/14.txt index 52d5a57..61cd4cd 100644 --- a/45/14.txt +++ b/45/14.txt @@ -1 +1 @@ -Zeho gny zakan'i Yaveh: "Gny fidiram-bolan'i Egypta vo gny etam-baros'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, ze olo lava ranzagna, dra ho and \ No newline at end of file +Zeho gny zakan'i Yaveh: "Gny fidiram-bolan'i Egypta vo gny etam-baros'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, ze olo lava ranzagna, dra ho andesy eo aminiha. Ho aniha reo. Hagnaraky aniha regny, handeha mindray amin'gny gadra vy. Hiankohoky eo aminiha regny dra hifona aminiha hanao ho: 'Mindray aminiha vatany Zagnahary, dra sy misy hafa ankoasy Anazy."' Mary vatany fa Hanao gny Zagnahary zay magnavony gny vatani \ No newline at end of file